ZOKIBE RAOUL !
Nampidirin'i dadarabe | 4 Sep, 2010Lasa ianao r’ingahy Raoul…
…Nandao ny fokonolona
Ary ‘ndeha hitety indray,
Ilay habakabaka milay !
Nefa hotsarovana eto,
Ny hira manja tsy an-kisento :
Toy ilay « somambisamby »
Hirahiram-pianakavy !
(tohiny)