MALAGASY versus MAANYAN (Bornéo, Indonezia)
Nampidirin'i dadarabe | 15 Jol, 2009Efa niresaka teto momba ny fiavian’ny malagasy aho. Androany kosa dia hiresaka momba ireo voambolana maro itovizan’ny teny malagasy sy maanyan.
Tononkalo sy fiainana
Ny nofinofinao no entiko miaina
Sy entiko misedra ny andro be migaina
Ary ireo hariva mangitsy, mamanala…
Ekeko an-tsitrapo, lalaiko tsy an-kisala,
Ventesiko raha alina,
Any an-torimaso lalina.
(tohiny)
"Zava-poana dia zava-poana, hoy ny mpitoriteny, eny, zava-poana ny rehetra !" (Mpitoriteny 12:8)