Vaovao RFO hopitalin'ny St Pïerre et Miquelon
Nampidirin'i dadarabe | 11 Feb, 2008Miarahaba,
Mitondra vaovao fohy fotsiny aho é!
Manao fanatsarana ny hopitaly eo amin'ny fomba fanaovana "prescription" n'ireo fanafody ato amin'ny hopitaly.
Tsy inona izany fa ny fampiasana ny informatika "cristalnet" amin'ny rehe.
Raha mijery ianao dia manomboka amin'ny faha 5:00 (5mn) jerena fa eo no manomboka ilay reportage.
Mazotoa é!
DadaRabe