IZA NO TIANAREO 2 SA 8 ?

Nampidirin'i dadarabe | 17 Mar, 2009

Iza no tianareo 2 sa 8 ? Hoy ilay zanako vavy 6 taona.

Tsy hanontany anareo aho hoe iza no tianareo 2 sa 8 fa dia anareo no mamaly any an-tsaina.

DadaRabe

 


7 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "IZA NO TIANAREO 2 SA 8 ?"

  1. Misaotra e! ny ahy angamba dia 8+2=10 dia avy eo zaraina 2 indray dia 5 izany satria eo no tiako! lol

    Nampidirin'i news2dago 17 Feb 2009, 08:00
  2. Ha ha ha

    Nampidirin'i DadaRabe 17 Feb 2009, 13:14
  3. Mampihomehy kely koa izany.
    Ny ahy indray izany 8-2= 6 (anglais an)! Iza loatra re ny OLOMANGA sady OLOMARINA azo omena io Chiffre io e?

    Nampidirin'i Pone 17 Feb 2009, 16:49
  4. DdRb, manana olàna kely amin'ilay adiresy.

    Nampidirin'i Pone 17 Feb 2009, 18:34
  5. Olo-marina ny 6 ?

    Nampidirin'i DadaRabe 17 Feb 2009, 21:37
  6. Mitady olona hametahana io chiffre io fa tsy hoe olomarina ny 6!
    Ary ilay trano ary ve avela ho haolo ao e?

    Nampidirin'i Pone 24 Feb 2009, 16:30
  7. Hay ! izaho ve nahalala !

    Nampidirin'i DadaRabe 24 Feb 2009, 18:22