VELOMA VETIVETY (12/04/08)

Nampidirin'i dadarabe | 11 Apr, 2008

Miarahaba,

MAmetraka ny veloma vetivety fa hivadibadika any Dago aho io.

NY momba ilay "AZA AMPIJALIANA NY TENINTSIKA" dia raha mety ianareo dia alefaso amin'ity adiresy ity dadarabe@voila.fr dia atambatro iray raha vao afaka aho.

Mahafinaritra foana ny fiarahantsika.

Izay fa dia mirary hifankahita tsy ho ela.

DadaRabe


15 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "VELOMA VETIVETY (12/04/08)"

  1. Bon voyage hafaka kelykely!

    Nampidirin'i jogany 11 Apr 2008, 01:21
  2. Misaotra betsaka DadaRabe a. Ikalamako koa efa manampy manangona an'ireo rohy ihany koa araka izay tratrany e.

    Dia mampamangy amin'ny tanàna ao e; mirary soa hatrany

    Nampidirin'i lap 11 Apr 2008, 01:27
  3. ie, amin'ny manaraka indray JOgany à!

    Lap> ie dia miandry aho fa atambatro daholo.

    Nampidirin'i DadaRabe 11 Apr 2008, 02:24
  4. "Hisaraka vetivety, zahay nefa manantena
    Fa tsy maintsy mbola hihaona any aoriana
    Samia velona aina hifanatritava
    Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava
    Veloma madinidinika ianareo
    Masina ka samy tsara..." (Levelo)

    Bizourk be ho an'i Malala kely any e ! Dia mahefà adidy fa sambatra ny firenena nitodi-doha ny toa anareo ry DdRb.

    Nampidirin'i ikalamako 11 Apr 2008, 08:26
  5. soava dia e!

    dia miandry an'i dadarabe izany izahay koa! efa mafana be aty zao an!

    raha mety dia ento miaraka @ dadarabe mankaty i rossy fa manina azy hn ny mpankafy e!lol

    izay ary fa ho tsara mandroso sy ho tsara miverina!

    Nampidirin'i news2dago 11 Apr 2008, 09:14
  6. i LhlTsRs koa dia mirary soa lalandava ho an ' i DadaRabe amin' ny adidy sy andraikitra rehetra izay hotanterahina eto Madagasikara.
    Bonne chance !

    Nampidirin'i lehilahytsyresy 11 Apr 2008, 10:44
  7. Mandram-pihaona marina e !

    Nampidirin'i Tsikisariaka 11 Apr 2008, 11:11
  8. Soava dia re dia...
    Mandram-pihaona marina e !

    Nampidirin'i Tsikisariaka 11 Apr 2008, 11:11
  9. adios amigos!

    Nampidirin'i simp 11 Apr 2008, 11:33
  10. soava dia o !

    Nampidirin'i pissoa 11 Apr 2008, 14:29
  11. Tongavà soa r'ise a! Ary mirary soa hatrany

    Nampidirin'i Pone 11 Apr 2008, 17:29
  12. misaotra Pone ô!

    Nampidirin'i DadaRabe 11 Apr 2008, 20:39
  13. dia rôvina no tafavérina ô ?

    Nampidirin'i shoan 24 Apr 2008, 21:01
  14. loza fa mitady o tapaka ny tsinaiko am le sarin dadarabe mikopatanana hahahahahahahahahahhahahaha

    Nampidirin'i sazykely 27 Apr 2008, 14:47
  15. MAnao ahoana daholo

    eto an-tanàna aho io dia mihazakazaka eny rehetra eny é!
    TSy afaka miditra matetika eto amin'ny blaogy fa dia mikopakopa-tanana é!

    Rehefa malalaka aho miditra matetika Shoana à!

    sazykely :-p

    DdRb

    Nampidirin'i DadaRabe 29 Apr 2008, 06:11