SARY VAOVAO teto St Pierre (05/08/07)

Nampidirin'i dadarabe | 5 Aog, 2007

 ireo sary

Alahady ny andro.

Nifoha maraina aho dia na ka sary vaovao tato anaty tahiry tato. Sary teto St Pierre izy ireo.
Maneho fotsiny ihany ny tanàna amin'ny ankapobeny. Mbola misy sary maro ao fa aleo ho zokin'ny ao aoriana.

Raha mahita hevitra momba ny sary ianao dia teneno aho fa mila hevitra....

DdRb


28 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "SARY VAOVAO teto St Pierre (05/08/07)"

  1. manakory dokoteeera,,misaotra am lahatsoratra mahaliana tokoa...

    Nampidirin'i majakely 09 Aog 2007, 13:06
  2. Tsy misy fisaorana Majakely à !

    Nampidirin'i DadaRabe 09 Aog 2007, 15:09
  3. Ela marina izany. Efa niteraka efatra aho h@ nahitako anao farany.

    Nampidirin'i talulah 09 Aog 2007, 16:27
  4. Izany an ! Mahafinaritra izany.
    Handefaso sary ao amin'ny [email protected]
    Ny nahitako anao farany mbola célibataire :-)
    Mandeha ny fotoana é!

    Nampidirin'i DadaRabe 09 Aog 2007, 17:59
  5. Zany ve??ary vaovao be izany, arahabaina ary.

    Nampidirin'i R.. 09 Aog 2007, 21:07
  6. hihihihi! ampiresahan'ilay talulah etsy ambony ianao fa tsy talulah nanoratra voalohany akory no mamaly e!zay koa i R.. dia voa. Andraso anoratako i DDR dia mba omeny an'i R.. ny mail e.

    Nampidirin'i talulah 10 Aog 2007, 11:28
  7. Raha azoko tsara izany dia tsy efatra indray ilay ireo ankizy ?
    Voa indray aho izany koh !

    Nampidirin'i DadaRabe 10 Aog 2007, 12:31
  8. R... !
    Sao dia diso ianao fa olona mamazivazy ilay nilaza isa efatra etsy ambony :-)

    Nampidirin'i DadaRabe 13 Aog 2007, 01:39
«Mialoha   1 2