<< Sary Saint Pierre et Miquelon

Tahirintsary (18) | Created 05 Aog, 2007

Mirary anao tonga soa eto St Pierre é !
Phare SPM.jpg

242 KB
3264 x 2448
Miasa foana na mafana na mangatsiaka ny andro.
Na ririnina na lohataona na fahavaratra.
Na akaiky na lavitra ny tanindrazana
Miasa.JPG

237 KB
1024 x 768
Lalana mankany savoyard. Fandehanako tongotra. Loza fa nandeha tongotra nandritra ny adiny telo aho tamin'io. Nisy ampoule ny faladiako nony tonga tany an-trano.
Lalana mankany Savoyard.JPG

336 KB
1024 x 768
14 jolay teto St Pierre. Nanao fety teo amin'ny place Gl de Gaule ny mponina.
St Pierre 14 juillet 2007.JPG

342 KB
1024 x 768
Io ilay Phare.
Phare St Pierre.JPG

285 KB
1024 x 768
Miloko maro ny trano eto St Pierre. Trano vita amin'ny hazo ny ankamaroany. Ny mahagaga ahy dia tena mafy izy ireny ary maharo amin'ny hatsiaka.
Trano St Pierre.JPG

339 KB
1024 x 768
Iles aux marins. Ile kely etsy ampitan'i St Pierre. Nisy mponina teo fahiny. Ankehitriny kosa dia lasa musée no ao.
Ile aux marins.JPG

251 KB
1024 x 768
Ao aho no mipetraka ankehitriny. Mahafinaritra fa appartement kely sady meublé daholo. Ny olana dia akaiky boîte de nuit ka mikotaba rehefa zoma sy sabotsy.
Hôtel Les Iris.JPG

320 KB
1024 x 768
Fiangonana katolika. Katolika ny mponina eto. Misy ihany ny protestanta evanjelika saingy toa lasa ilay pasitera. Misy Témoin koa.
Cathédrale.JPG

310 KB
1024 x 768
Rehefa raikitra ny zavona eto dia tsy ahitana lalana mihitsy. Mivadibadika (toa andro ririnina) ny andro eto.
Zavona an-tendrombohitra.JPG

286 KB
1024 x 768
Naka sary aho fa tsy naka aina teo.
Tafondro.JPG

288 KB
1024 x 768
Tao amin'ny aéroport aho.
Aéroport.JPG

339 KB
1024 x 768
Mahafinaritra eny amoron-dranomasina eny. Mangina. Mahalasa eritreritra.
Moron-dranomasina Cap aux basques.JPG

332 KB
1024 x 768
Avy eo am-baravaran-kelin'ny biraoko aho no maka sary ny fetin'ny basque eto St Pierre. Olona avy any Normandie, Bretagne, Pays Basque ny olona eto. 
19 aogositra 2007
Fety basque avy eo am-baravaran-kely.JPG

366 KB
1024 x 768
Rehefa mandeha tongotra aho dia mandalo tanàna. 
MAhafinaritra ilay tanàna rehefa tsy avy ny orana.
Tanàna.JPG

295 KB
1024 x 768