Tsiky anaty ala (Amazonie).jpg

Alan'i Amazonie. Nandeha nijery olona tany anaty ala tany izaho sy ilay anthropologue amerikana izay. 2007

Tononkalo sy fiainana
Alan'i Amazonie. Nandeha nijery olona tany anaty ala tany izaho sy ilay anthropologue amerikana izay. 2007
Na harena, volamena no alendalenda anao,
Na izao tontolo izao…
Eny, dera, voninahitra sy laza be dia be
Mivangongo rehareha…
Tsy amidy ny fanahy !
......................................
Fa ianao dia olon’afaka ary olon’ny safidy…
Sanatria ny ho voavidy !
Ny feon’eritreritrao sy ny rariny azo atao
No hany tarigetranao…
Tsy amidy ny fanahy !
DdRb
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
At | Ta | Ar | Ak | Zo | As | Ah |
1 | 2 | 3 | ||||
4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 |
11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 |
18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 |
25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 |
Powered by
LifeType
Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Original Design By Michael Heilemann, modified for LifeType by Knight