Tononkalo sy fiainana
Tanà na mangatsiaka eto St Pierre rehefa ririnina. Eto am-baravaran-keliko aho no mitazana.
Miverena | »
DadaRabe@voila.fr
Na harena, volamena no alendalenda anao, Na izao tontolo izao… Eny, dera, voninahitra sy laza be dia be Mivangongo rehareha…
Tsy amidy ny fanahy !
......................................
Fa ianao dia olon’afaka ary olon’ny safidy… Sanatria ny ho voavidy ! Ny feon’eritreritrao sy ny rariny azo atao No hany tarigetranao…
DdRb