<< Sary Teto Dago septambra 2007

Tahirintsary (15) | Created 05 Okt, 2007
Sary Dago septambra 2007

Tety Andafiavaratra tety taloha no nanenjan-kozatra niakatra havoana.
Andafiavaratra.JPG

260 KB
1024 x 768
Nananika ny tohatra sy havoana marobe
Nitety lohasaha nanaraka arabe izay vao tonga.
(Lolo snt)
Lalana isan'andro iny Anjohy iny fahiny. Fiakarana mideza ihany saingy mpnina an-tendrombohitra é!
Anjohy.JPG

265 KB
1024 x 768
Tety Andohalo tety fahiny... Tantara daholo izany é!
Feno mpianatra io toerana io rehefa andavanandro. Rehefa alina dia feno bandibandy. Rehefa alahady feno mpiangona.
Teny Andohalo.JPG

295 KB
1024 x 768
Izany tohatoha-bato izany no no tsy maintsy niakarana isan'andro fahiny. Tsy lavitra ny tonelin'ambanidia izy io ary hiakatra ho etsy Ambatovinaky, Ambatomiangara. 

Tsy adino !
Tohatoha-bato Ambohijatovo.JPG

288 KB
768 x 1024
I Mahamasina tsy miova fa ny vahoaka no mifanolosolo
Ny taranaka no mifandimbindimby
Mahamasina avy eny Imarivolanitra.JPG

294 KB
1024 x 768
NIsy fiovana tao Ambanidia kah ! saingy ny olona dia eny am-povoan-dalana foana rehefa mandeha.
Ambanidia.JPG

243 KB
1024 x 768
Dinidinika ambany tafotrano ihany
Dinidinika MBS.JPG

106 KB
640 x 480
Barikavily é! manorana foana !
(Erick Manana)
Barikavily.JPG

265 KB
1024 x 768
Maison blanche
Tranon-dry ngeza ao Toamasina.JPG

279 KB
1024 x 768
samy manana ny asany !
Mpitarika Posy.JPG

134 KB
480 x 640
Mba maka paozy kely eto aloha. Nipetraka taty Toamasina izahay fahiny. NIanatra tao amin'n St Joseph de Cluny. Voatery nandao tamin'ny taona 1974. Izao mihitsy aho vao niverina teto hatramin'ny 1974. NIhinana glace tao amin'ny Abdallah Awad (mampahatsiaro ny fahazazana)
Port Toamasina.JPG

293 KB
1024 x 768
Ny ankizy tsy miova. Miezaka foana
Mpianatra tao Antsiranana.JPG

210 KB
1024 x 768
Escale ihany
Nosy be.JPG

131 KB
640 x 480
Rehefa afaka mivazo dia mivazo ihany fa manala mangidy iny
Nivazo tany ho any.JPG

270 KB
1024 x 768
Mahavariana
Mahamasina Ambohijanahary.JPG

287 KB
1024 x 768