IZA NO TIANAREO 2 SA 8 ?
Nampidirin'i dadarabe | 17 Mar, 2009Iza no tianareo 2 sa 8 ? Hoy ilay zanako vavy 6 taona.


Tsy hanontany anareo aho hoe iza no tianareo 2 sa 8 fa dia anareo no mamaly any an-tsaina.
DadaRabe
Tononkalo sy fiainana
Iza no tianareo 2 sa 8 ? Hoy ilay zanako vavy 6 taona.


Tsy hanontany anareo aho hoe iza no tianareo 2 sa 8 fa dia anareo no mamaly any an-tsaina.
DadaRabe
Misaotra e! ny ahy angamba dia 8+2=10 dia avy eo zaraina 2 indray dia 5 izany satria eo no tiako! lol
Nampidirin'i news2dago 17 Feb 2009, 09:00Ha ha ha
Nampidirin'i DadaRabe 17 Feb 2009, 14:14Mampihomehy kely koa izany.
Nampidirin'i Pone 17 Feb 2009, 17:49Ny ahy indray izany 8-2= 6 (anglais an)! Iza loatra re ny OLOMANGA sady OLOMARINA azo omena io Chiffre io e?
DdRb, manana olàna kely amin'ilay adiresy.
Nampidirin'i Pone 17 Feb 2009, 19:34Olo-marina ny 6 ?
Nampidirin'i DadaRabe 17 Feb 2009, 22:37Mitady olona hametahana io chiffre io fa tsy hoe olomarina ny 6!
Nampidirin'i Pone 24 Feb 2009, 17:30Ary ilay trano ary ve avela ho haolo ao e?
Hay ! izaho ve nahalala !
Nampidirin'i DadaRabe 24 Feb 2009, 19:22