VELOMA VETIVETY (12/04/08)
Nampidirin'i dadarabe | 11 Apr, 2008Miarahaba,
MAmetraka ny veloma vetivety fa hivadibadika any Dago aho io.
NY momba ilay "AZA AMPIJALIANA NY TENINTSIKA" dia raha mety ianareo dia alefaso amin'ity adiresy ity dadarabe@voila.fr dia atambatro iray raha vao afaka aho.
Mahafinaritra foana ny fiarahantsika.
Izay fa dia mirary hifankahita tsy ho ela.
DadaRabe

Bon voyage hafaka kelykely!
Nampidirin'i jogany 11 Apr 2008, 03:21Misaotra betsaka DadaRabe a. Ikalamako koa efa manampy manangona an'ireo rohy ihany koa araka izay tratrany e.
Dia mampamangy amin'ny tanàna ao e; mirary soa hatrany
Nampidirin'i lap 11 Apr 2008, 03:27ie, amin'ny manaraka indray JOgany à!
Lap> ie dia miandry aho fa atambatro daholo.
Nampidirin'i DadaRabe 11 Apr 2008, 04:24"Hisaraka vetivety, zahay nefa manantena
Fa tsy maintsy mbola hihaona any aoriana
Samia velona aina hifanatritava
Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava
Veloma madinidinika ianareo
Masina ka samy tsara..." (Levelo)
Bizourk be ho an'i Malala kely any e ! Dia mahefà adidy fa sambatra ny firenena nitodi-doha ny toa anareo ry DdRb.
Nampidirin'i ikalamako 11 Apr 2008, 10:26soava dia e!
dia miandry an'i dadarabe izany izahay koa! efa mafana be aty zao an!
raha mety dia ento miaraka @ dadarabe mankaty i rossy fa manina azy hn ny mpankafy e!lol
izay ary fa ho tsara mandroso sy ho tsara miverina!
Nampidirin'i news2dago 11 Apr 2008, 11:14i LhlTsRs koa dia mirary soa lalandava ho an ' i DadaRabe amin' ny adidy sy andraikitra rehetra izay hotanterahina eto Madagasikara.
Nampidirin'i lehilahytsyresy 11 Apr 2008, 12:44Bonne chance !
Mandram-pihaona marina e !
Nampidirin'i Tsikisariaka 11 Apr 2008, 13:11Soava dia re dia...
Nampidirin'i Tsikisariaka 11 Apr 2008, 13:11Mandram-pihaona marina e !
adios amigos!
Nampidirin'i simp 11 Apr 2008, 13:33soava dia o !
Nampidirin'i pissoa 11 Apr 2008, 16:29Tongavà soa r'ise a! Ary mirary soa hatrany
Nampidirin'i Pone 11 Apr 2008, 19:29misaotra Pone ô!
Nampidirin'i DadaRabe 11 Apr 2008, 22:39dia rôvina no tafavérina ô ?
Nampidirin'i shoan 24 Apr 2008, 23:01loza fa mitady o tapaka ny tsinaiko am le sarin dadarabe mikopatanana hahahahahahahahahahhahahaha
Nampidirin'i sazykely 27 Apr 2008, 16:47MAnao ahoana daholo
eto an-tanàna aho io dia mihazakazaka eny rehetra eny é!
TSy afaka miditra matetika eto amin'ny blaogy fa dia mikopakopa-tanana é!
Rehefa malalaka aho miditra matetika Shoana à!
sazykely :-p
DdRb
Nampidirin'i DadaRabe 29 Apr 2008, 08:11