Vaovao RFO hopitalin'ny St Pïerre et Miquelon

Nampidirin'i dadarabe | 11 Feb, 2008

Miarahaba,

Mitondra vaovao fohy fotsiny aho é!
Manao fanatsarana ny hopitaly eo amin'ny fomba fanaovana "prescription" n'ireo fanafody ato amin'ny hopitaly.
Tsy inona izany fa ny fampiasana ny informatika "cristalnet" amin'ny rehe.

Raha mijery ianao dia manomboka amin'ny faha 5:00 (5mn) jerena fa eo no manomboka ilay reportage.

Mazotoa é!

ETO JERENA

DadaRabe

 


5 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Vaovao RFO hopitalin'ny St Pïerre et Miquelon"

  1. :-) mba branché-o eto koa ny cristalnet ry DdRb mba hanaovanao suivi ny mpiblaogy, hihihi.
    Ho ela velona ny fandrosoana tena mitsinjo ny zanak'olombelona !

    Nampidirin'i ikalamako 11 Feb 2008, 21:21
  2. Aza matahotra ianao ry Ikalamako fa efa branché ilay izy. Manangona renseignement fotsiny aho io. :-)

    Nampidirin'i DadaRabe 11 Feb 2008, 21:27
  3. Hay kosa, tsara be izany ezakareo ao @ hopitalin'i Masindahy Piera izany ry DadaRabe.
    Tena ilaina tokoa ny fampiasana ny fitaovana informatika amin' ny fanaovana prescription mba hialana amin' ny hadisoana madinidinika (maha-olombelona) e. Sady amin' izay koa afaka misoroka ny tsy-fifankahazoan-dresaka eo amin' ny mpitsabo sy ny mpizara fanafody. (Ohatra hoe : ny tsy-fifankahazoan-dresaka vokatry ny soratra style "rangotr'akoho", ohatra, sns...sns...) :-)

    Nampidirin'i Lehilahytsyresy 12 Feb 2008, 11:25
  4. anaovy tononkalo ny mpifankatia indray alo e!

    Nampidirin'i news2dago 12 Feb 2008, 11:25
  5. KA ahoana lehilahytsiresy, ie tsara ilay fandrosona. Nefa fa tsotra ilay manoratra amin'ny taratasy dia samy vita.
    xanax 0,25: 1 le soir dia vita.

    news2dago> ho avy é! :-)

    Nampidirin'i DadaRabe 12 Feb 2008, 13:32