SARY RIRININA St Pierre et Miquelon 2007-2008
Nampidirin'i dadarabe | 10 Mar, 2008Miarahaba,
Rohy mankany amin'ireo sary rehetra.
Indreto misy sary vitsivitsy maneho ny ririnina eto St Pierre. Tsy mbola vita akory ny ririnina fa na dia izany aza efa mba azoazo kokoa izao.
DadaRabe (tohiny)