TONONKALO HO AN'I RADO (Georges Andriamanantena)

Nampidirin'i dadarabe | 16 Sep, 2008

Ho fahatsiarovana an'i Rado izay lasa nandao antsika.

Na lasana aza izy dia tsy maty satria mipetraka ao am-pontsika ny fahatsiarovana azy.

Ity misy tononkalo iray natolotro azy fony faha-80 ny taonany. (tohiny)

MILALAO BALOM’

Nampidirin'i dadarabe | 14 Sep, 2008

MILALAO BALOM’

Vizana i dada,
Reraka i neny,
Fa izy dradradradra,
Tsy misy mba ekeny.

Fa inona no tiany ?
Tsy fantatra mihitsy !
Ny an-tanany ariany,
Na maro ireo na vitsy.
 (tohiny)

MISY LASA BIBY...

Nampidirin'i dadarabe | 24 Aog, 2008

Tena maro izay zavatra nampalahelo hita sy heno tetsy sy troa izay tao ho ao. Ny farany teo dia ilay zazavavy kely hita tery Anjanahary. Tena mahavaky fo sy mampiteny hoe "Misy tena efa lasa biby ve ny olona é!"

 (tohiny)

MITANDREMA ISIKA !

Nampidirin'i dadarabe | 17 Aog, 2008


MITANDREMA ISIKA !

Mitandrema isika !
Ny tany diavintsika anie ka feno fikafika,
Feno fitapitaka...
Dia fotaka mandrevo sy loza miparitaka.
 (tohiny)

VELOMA VETIVETY (12/04/08)

Nampidirin'i dadarabe | 11 Apr, 2008

 (tohiny)

«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8  Manaraka»