TAMBOLIN’NY FOTOANA
Nampidirin'i dadarabe | 17 Des, 2008
Misy indraindray…vaka ny aty saina,
Hila tsy ho avy miana !
Fa entin’ny eritreritra manidina ambony,
Manjary tsy mitony…
Misankodinkodina ny omaly sy ny androany
Ary koa ny ampitso…dia mifangaro izany !
(tohiny)