NY MASONAO MIJERY
Nampidirin'i dadarabe | 4 Sep, 2009
Ny masonao mijery,
Mifono mistery,
Ny tsiky kelinao,
Ao an-tsaiko ao…
Toa tsy mety handao, mamikitra aok’izany !
Taratra tsy miala, mirehitra tsy ho lany !
(tohiny)
Tononkalo sy fiainana
Ny masonao mijery,
Mifono mistery,
Ny tsiky kelinao,
Ao an-tsaiko ao…
Toa tsy mety handao, mamikitra aok’izany !
Taratra tsy miala, mirehitra tsy ho lany !
(tohiny)

Miarahaba ny rehetra,
Tsy dia misy vaovao fa dia faly miarahaba antsika rehetra.
Misy sary vitsivitsy ireto :
Izay indray aloha
DadaRabe
Rabe Andriamanarivo Paoly
RABE Andriamanarivo Paoly
IZAHO (DdRb) sy IANAREO (namana)

Ikalamako (mpanome :-), Pissoa (the malagasy), maintikely (mampahatsiaro ny méditerranée), Lehilahytsyresy (mpiara-mitendry gitara), Sazykely (mpisangisangy), Tsikisariaka (mpiray fikambanana), News2Dago (mpilaza vaovao), Ryana (mpizara tononkalo), Tsiky (mpanafana resaka), Pone (mahalasa saina), Lap (mpandalo), NyEja (Mpiray zava-kanto), Simp (mpiresaka), Hery (mitsiky dia ampy), Soanja (Zaza niara-nitombo), Harilova (mpandinika ny fo), Tokinao (Mpitety tany), Rajiosy (avy any Israely), Helisoa (Mpahay site), Malala13 (namana Marseille), Karako (atsy akaiky atsy), Lalaina (Tsy mbola fantatro hoe iza izy), mpitory (mpizara teny masina), Jogany (Mpitagy), sns.