NIANDRY ANAO…
Nampidirin'i dadarabe | 24 Jan, 2008
Teo an’aho ka teo niandry sy naniry…
Sy nanantena anao,
Ny masoko nibanjina, nitopy efa impiry,
Fa ho avy anie ianao !
Dia velon-kira irery !
Tsy sasatra nijery !
(tohiny)
Tononkalo sy fiainana
Teo an’aho ka teo niandry sy naniry…
Sy nanantena anao,
Ny masoko nibanjina, nitopy efa impiry,
Fa ho avy anie ianao !
Dia velon-kira irery !
Tsy sasatra nijery !
(tohiny)
Ny avy any Madagasikara mankaty St Pierre (et Miquelon) dia lavi-dalana. Niala tany Dago Alakamisy maraina aho dia voatery nijanona zoma tao Paris. Dia nandalo Montréal, dia niandry avion ora vitsivitsy tao (Montréal-Trudeau). Ny sabotsy alina vao tonga taty (hatsiaka mamirifiry). Dia lasa ny tononkalo....
IANAO EFA NIAMPITAMiarahaba,
Dia miarahaba antsika mianakavy tratry izao taona vaovao izao na dia tara kely aza. Ho taona ampoky ny soa ho antsika anie ity taona ity ! (tohiny)
Miarahaba,
Efa hadivadiva hifarana ity ny taona 2007. Ho avy ny krismasy, ny taom-baovao.
Mametraka veloma vetivety amintsika namana mpisera tsy an-kanavaka eto amin'ny blaogy.com. (tohiny)
Efa akaikikaiky ny volana desambra ary efa manangasanga any ho any ny fetin'ny noely.
Mahatsiaro ireo ankizy. Misy ny manana ary mahazo kilalao. Misy kosa ireo tsy mahazo noho ny tsy fananana. Mahatsiaro azy ireo.
DdRb
NOELY MAHANTRA