TAMBOLIN’NY FOTOANA

Nampidirin'i dadarabe | 17 Des, 2008


Misy indraindray…vaka ny aty saina,
Hila tsy ho avy miana !
Fa entin’ny eritreritra manidina ambony,
Manjary tsy mitony…
Misankodinkodina ny omaly sy ny androany
Ary koa ny ampitso…dia mifangaro izany !
 (tohiny)