DadaRabe "Hiaraka Handresy"

Tononkalo sy fiainana

<< RIRININA 2007-2008 St Pierre et Miquelon

Tahirintsary (15) | Created 10 Mar, 2008

Tanàna mangatsiaka eto St Pierre rehefa ririnina. Eto am-baravaran-keliko aho no mitazana.
Ririna St Pierre.JPG

342 KB
1024 x 768
Miavovona eny an-dalana eny ireo ranomandry. Soa fa misy mpiasan'ny DE (Direction d'équipement) manala azy ireny hatrany sy manisy sira ny lalana.
Miavovona eny an-dalana ireo ranomandry.JPG

327 KB
1024 x 768
Io no lalako rehefa handeha hiasa. Tsy dia manahirana loatra rehefa mangatsiaka be. Rehefa midina ny mari-pana dia mahasosotra fa mamotaka ireo ranomandry.
Lalana Mandeha Miasa.JPG

368 KB
1024 x 768
Feno 4x4 eto St Pierre. Rehefa tsara ny andro dia manony tena hoe atao inona ireny. Rehefa tonga kay ny ririnina dia ilaina be izy ireny.
Manjaka ny 4x4 rehefa tena ririnina malama.JPG

309 KB
1024 x 768
Miavovona ny ranomandry manjaka ireo mpandeha an-tongotra.
Miavovona ny ranomandry.JPG

309 KB
1024 x 768
Manantona ilay hopitaly aho fa ao mba misy mafana fa mangatsiaka loatra ety ivelany. Tsy maintsy miasa koa é!
Io ilay hopitaly.JPG

322 KB
1024 x 768
Mangatsiaka eny an-tendrombohitra eny angamba !
Mangitsy eny an-tendrombohitra.JPG

328 KB
1024 x 768
Mifofofofo tokoa ny rivotra. Tsy hita izay atao fa dia miaritra raha sendra tratrany. Ny lalana mody no asiana olona.
Mifofofofo ny rivotra.JPG

316 KB
1024 x 768
Ny alina mantsy mangina, ny zava-boahary dia sina....
Alin-dririnina.JPG

285 KB
1024 x 768
Dia eto ambaravaran-kelno mitazana ny alina efa mirotsaka.
Alina eto am-baravaran-kely.JPG

253 KB
1024 x 768
Manafana seza sisa no azo atao ato anatin'ity alina fa hijery télé indray
Manafana seza sisa.JPG

326 KB
1024 x 768
Dia mijery baolina eo manala andro. Soa fa nisy CAN !
Mijery baolina rehefa tsy afa-mivoaka.JPG

251 KB
1024 x 768
Tsy adino koa ny mijery blaogy sy ny mail rehetra. Dia miasa eo mandrapahatonga ny sasakalina.
Dia mandany andro mijery blaogy.JPG

301 KB
1024 x 768
Ilay fandriana efa miandry. Dia vita ny andro iray. Ny ampitso dia toy izany ihany.
Ny fandriana no atao mafana.JPG

325 KB
1024 x 768
Tempête de neige manadala eto St Pierre (17/03/08)
Tempête de neige St Pierre.jpg

18 KB
448 x 336
  • Mombamomba

    dadarabe

    dadarabe@voila.fr

  • Kalandrier

    « Oktobra 2008 »
    At Ta Ar Ak Zo As Ah
        1 2 3 4 5
    6 7 8 9 10 11 12
    13 14 15 16 17 18 19
    20 21 22 23 24 25 26
    27 28 29 30 31    
  • Nampidirina farany

    • AMORON-DRANOMASINA
    • TAPITRA
    • DELIRA !
    • MANIMANINA AHO ZAREO !
    • IRENY TONONKALO !
  • Sokajy

    • Ankapobeny [5] (rss)
    • Tononkalo Fitiavana [37] (rss)
    • Tononkalo Tanindrazana [9] (rss)
    • Tononkalo Fiderana [5] (rss)
    • Izao fiainantsika izao [38] (rss)
    • FAHASALAMANA [2] (rss)
    • Tononkalon'ny namana sy ny hafa [15] (rss)
  • Tahiry

    • Oktobra 2008 [2]
    • Septambra 2008 [5]
    • Aogositra 2008 [6]
    • Aprily 2008 [3]
    • Martsa 2008 [11]
    • Febroary 2008 [8]
    • Janoary 2008 [6]
    • Novambra 2007 [16]
    • Oktobra 2007 [17]
    • Aogositra 2007 [20]
    • Jolay 2007 [17]
  • Rohy

    • MOMBA AHY
      • IZA MOA I DADARABE ?
      • Curriculum Vitae DadaRabe
    • Fanoroam-pejy

      • Mombamomba
      • Tahirintsary
      • RSS 0.90
      • RSS 1.0
      • RSS 2.0
      • Atom 0.3

Powered by LifeType Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Original Design By Michael Heilemann, modified for LifeType by Knight