IZAHO (DdRb) sy IANAREO (namana)

Nampidirin'i dadarabe | 29 Feb, 2008


1-    ANDRIAMANITRA no teny voalohany.

2-      Lehibe amiko ny tanindrazana sy ny fianakaviana (manam-bady aman-janaka). Mahafinaritra ahy izay rehetra momba ny malagasy. Tiako ny mampianatra, mizara, mikaroka.

3-      Be nofinofy aho. Ao anaty nofinofiko aho feno zava-marobe. Ny sasany dia inoako fa ho avy. Ny sasany efa tonga. Ny sasany aleo tsy ho tonga !

4-      Ny fialam-boliko ankehitriny : Tononkalo, gitara, mihira sy mamoron-kira.

5-      Maro ny mpihira tiako. Ho singaniko manokana I Mahaleo, Lolo SNT.

6-      Mivezivezy toa firaka atakalo aho izao (10.000km)

7-  
AMEN no teny farany.



Mahafinaritra daholo ny namana rehetra : (ialana tsiny izay tsy voatonona)

Ikalamako (mpanome :-), Pissoa (the malagasy), maintikely (mampahatsiaro ny méditerranée), Lehilahytsyresy (mpiara-mitendry gitara), Sazykely (mpisangisangy), Tsikisariaka (mpiray fikambanana), News2Dago (mpilaza vaovao), Ryana (mpizara tononkalo), Tsiky (mpanafana resaka), Pone (mahalasa saina), Lap (mpandalo), NyEja (Mpiray zava-kanto), Simp (mpiresaka), Hery (mitsiky dia ampy), Soanja (Zaza niara-nitombo), Harilova (mpandinika ny fo), Tokinao (Mpitety tany), Rajiosy (avy any Israely), Helisoa (Mpahay site), Malala13 (namana Marseille), Karako (atsy akaiky atsy), Lalaina (Tsy mbola fantatro hoe iza izy), mpitory (mpizara teny masina), Jogany (Mpitagy), sns.

Izay indray é!

DadaRabe


40 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "IZAHO (DdRb) sy IANAREO (namana)"

  1. Faly mahafantatra e!
    mba ampianaro mitendry gitara e!

    Nampidirin'i news2dago 29 Feb 2008, 08:34
  2. ny didy fiton'ny dadarabe

    Nampidirin'i sazykely 29 Feb 2008, 08:57
  3. ny niafina nampahafantarina anay izao ka mba angatahana hampidirin'i DdRb ao @ daily na youtube dia ilay poezia nasiana feony fa hay mbola misy talenta iray ao koh ! Ary tongava amin'ny karaoke "ho firaisan-kina" amin'i maintikely maintikely rahampitso asabotsy e (LSNT io) hihihi (jereo pejin'ikalakely/dern.post, sy ikalamako.org/taggée (mba hanala azy) Nampidirin'i ikalamako 29 Feb 2008, 11:11
  4. ny niafina nampahafantarina anay izao ka mba angatahana hampidirin'i DdRb ao @ daily na youtube dia ilay poezia nasiana feony fa hay mbola misy talenta iray ao koh ! Ary tongava amin'ny karaoke "ho firaisan-kina" amin'i maintikely maintikely rahampitso asabotsy e (LSNT io) hihihi (jereo pejin'ikalakely/dern.post, sy ikalamako.org/taggée (mba hanala azy) Nampidirin'i ikalamako 29 Feb 2008, 11:11
  5. Salama daholo,

    Hum nasian’i zoky teboka ny eo ambony soratra « i » hahalalantsika mpinama azy bb kokoa.
    Tsy mety fa na inona fahasahiranana na inona tsy fahasalamana, mahafinaritra ny dinidinika arosonao zokilahy, ny fanafanana resaka ataontsika mpinamana tsirairay avy.....
    Amaray zahay handeha Paris ry zoky dia hahatsiaro anao manokana rehefa ataon’i Lolo iny tady vita fatomaty iny a !! (Hiletra mopral tsara aloha vao mankany tsy ho voanny crampe d’estomac eo ampivazoana hihihihi)

    Bon week end daholo ( loza fa i tsiky be vary amin’anana refa miteny ô?)

    Nampidirin'i Tsiky 29 Feb 2008, 11:46
  6. tsarovy izahay ry Tsiky rehefa any @ jorery sy lolo :( - aza tsahoana loatra izahay rehefa miverina avy any ianareo ; fa raha misy ny anay tsy crampe d'estomac fa migraine be manadala @ fieritreretana fa tsy afaka hivazo lemizo

    Nampidirin'i ikalamako 29 Feb 2008, 12:15
  7. Mankasitraka e !

    Hi hi - tiako be ilay hoe Amen, lol

    Nampidirin'i pissoa 29 Feb 2008, 12:29
  8. Miarahaba,

    News2dago> Ndao ary amin'ilay gitara é!

    Sazykely> Hay moa didy ilay izy. :-)

    Ikalamako> HO jereko io ao amin'i Maintikely io dia miaaraka aminareo am-po aho rahampitso ho an'izay hijery LOLO.

    Tsiky> Rehefa mandeha ary ilay "tady vita fatomaty dia tsarovy ny aty fa mangatsiaka (omeo kafé fa mngitsy ity ririnina ity).

    Pissoa> Mbola mitady ilay secret nagatahinao aho io :-)

    DdRb

    Nampidirin'i DadaRabe 29 Feb 2008, 13:37
  9. Misaotra fa mahaliana be ny mahafantatra ilay tsimabaratelo faha-7 hihihi Nampidirin'i ilay mpitety tany hono 29 Feb 2008, 13:49
  10. DdRb : angaha moa tsy efa hisy farany amin'izay kosa ny maha-firaka atakalo an'i DdRb e ! "kely sisa" hoy izahay taloha nigrevy teny Ankatso nony efa hanakaiky an'Ambohitsorohitra, hihihi (fahiny tokoa). Efa miandray anao ny renivohitra sakalava !
    Ok fa ao daholo izany amin'ny asabotsy amin'ny 15h Dago ho an'i maintikely sy ny jorery ary ny lolo e !

    Nampidirin'i ikalamako 29 Feb 2008, 14:49
  11. >Ikalamako> tsy ho adino r’se ny namana a ho tsaroina tokoa moa izany

    >DadaRabe< misy hira 2 lasa any ka mahazahoa fy!

    Isika rehetra< mandalondalo eo ihany vao afaka fa hanao veloma vetivety aloha I kala petsana.

    Nampidirin'i Tsiky 29 Feb 2008, 14:56
  12. Ie, hisy farany tokoa fa hatramin'izao aloha mbola mivezivezyy satria mifanidry ny calendrier é!

    Sabotsy maraina amin'ny 15h ora Dago. Izany hoe 9h aty izany. Ok é! tsy afaka matory maraina indray izany amin'io koh ! Tsy olana é

    Asiana réveil sabotsy izany amin'ity !

    Nampidirin'i DadaRabe 29 Feb 2008, 15:02
  13. Andraso ary jereko izany hira izany é!
    Misaotra betsaka Tsiky à

    Nampidirin'i DadaRabe 29 Feb 2008, 15:04
  14. Manao ahoana DadaRabe,
    Manao ahoana daholo ny naman'i DadaRabe,
    Mahafinaritra ny mamaky ireo resaka ifanoavana eto. Izaho mba anisan'ny hijery LSNT rahampitso. Hahatsiaro ny fahatanoranaIza moa izany no mety hohitako any :-)
    Tsarà daholo ê!
    Ryana

    Nampidirin'i Ryana 29 Feb 2008, 15:55
  15. Zà izany tena "saina lasa", tena mialatsiny ary.

    Nampidirin'i Pone 29 Feb 2008, 16:45
  16. RYana> Manao ahoana é! Dia mahatsiarova anay tsy afaka mijery ihany é! Raha manao any Dago ry zareo dia mety hijery ihany angamba.
    Itantarao vaovao é!

    POne> Mahalasa eritreritra fa tsy hoe "saina lasa" izany. :-)

    Nampidirin'i DadaRabe 29 Feb 2008, 17:10
  17. Tokinao> Izay vao tafiditra fa tany amin'ny spam.

    ie, toa hita hatrany Moscou koh !
    :-)

    Nampidirin'i dadarabe 29 Feb 2008, 17:15
  18. Oayo tonga hatraty lé Tag, nefa zavatra tsotsotra kely fotsiny nanomboany! Faly mihitsiny izahay sy Trinitty mahitanareo rehetra mandray anjara, aiza ve dé resaka cyclone sy poème foana ny ataoay ao am -blaogy! Mety ho tiany Dadarabe zany lé rendez-vous karaoké rampitso!? ah efa vaoresaka teto (za gaga ikalamako ve dé tsy ampitan'io!) rampitso ny RDV !! ps : mbola mitady parole foana aho ato Nampidirin'i jogany 29 Feb 2008, 20:30
  19. Misaotra sahady DadaRabe amin'ireo tsiambaretelo ho avy manaraka izany a !

    Nampidirin'i pissoa 29 Feb 2008, 21:43
  20. Amen e
    indrindra le numero 5 :)

    Nampidirin'i simp 29 Feb 2008, 22:37